FITARAINANA | FONJA

LAZAO NY FITRARAINANAO

  1. Mialohan’ny hamenoanao ny tabilao eto ambany dia tsara raha manana adiresy mailaka ianao hahafahanao mifandray sy manaraka tsara ny fizotry ny « Fitarainana » nataonao
  2. Azonao alefa eto ny fitarainanao mahakasika ny fonja, aza hadino anefa fa fitarainana voaporofo ary mitombona tsara no azo raisina
  3. Aorian’ny fandefasanao ny fanamarinana hatao, dia hahazo « Ticket » amin’ny alalan’ny adiresy mailaka ianao, tehirizo tsara izany satria amin’ny alalan’iny no hahafahanao manaraka ny fivoaran’ny « Fitaraianana » izay nampidirinao.

FITARAINANA MAHAKASIKA NY FONJA

FENOY MAZAVA NY MOMBAMOMBA ANAO

Tsy maintsy fenoina avokoa ny faritra misy (*) rehetra

Ianao dia:
Civilité
N° Téléphone
e-mail
Fokontany
District
Région

MAHAKASIKA NY FITARAINANAO

Manana Mpisolovava ve?
Avocat (e)

Fitarainana mahakasika ny fonja ao : 

Fitarainana manokana momban’ny fandraharana ny FOnja ao : 

FARITRA FAMPIDIRANA NY FAMELABELARANA

Ampidiro eto amin’ny faritra ambany ny famelabelarana hataonao, ka ampifandrindrana amin’ny daty nitrangana izany. atomboka amin’ny tranainy indrindra ka miafara amin’ny akaiky indrindra

  • 2021 : Nahiditra am-ponja tao amin’ny Fonja (Tononina ilay anaran’Ilay Fonja) ny (Rahalahiko, na ny Raiko, na ny Reniko, sns …)
  • … tohizana hatrany fanazavana, ka tantaraina mazava tsara ny zava-niseho….

Noho izany Tompoko dia mitaraina aho ary mangataka ny amoram-ponao lehibe mba….

Azonao apaingotra eto koa ny Fichier PDF na sary raha misy. (Piece Jointe)
Fampidirana fichier PDF na photos na word na excel
Taille de téléchargement maximum : 138.41 Mo

FANAMARIHANA :

  • Tsy asiana tora-po na teny tsy voaporofo ny fitarainana
  • Alefa avokoa ny « dossier » rehetra mahakasika ny fitarainanao indrindra fa ireo didim-pitsarana
  • Fintinina ary atao mazava tsara arak’izay azo hatao ny fitarainana
  • Maimaim-poana ny fandefasana azy