• Home |
  • Fitsarana ambaratonga voalohany

Fitsarana ambaratonga voalohany

LAZAO NY FITRARAINANAO

Mialohan’ny hamenoanao ny tabilao eto ambany dia tsara raha manana adiresy mailaka ianao hahafahanao mifandray sy manaraka tsara ny fizotry ny « Fitarainana » nataonao.

FITSARANA AMBARATONGA VOALOHANY

FENOY MAZAVA NY MOMBAMOMBA ANAO

Tsy maintsy fenoina avokoa ny faritra misy (*) rehetra

Ianao dia:
Civilité
Nom
Prénom
N° Téléphone
e-mail
Fokontany
District
Région

MAHAKASIKA NY FITARAINANAO

Manana Mpisolovava ve?
Avocat (e)

FARITRA FAMPIDIRANA NY FAMELABELARANA

Ampidiro eto amin’ny faritra ambany ny famelabelarana hataonao, ka ampifandrindrana amin’ny daty nitrangana izany. atomboka amin’ny tranainy indrindra ka miafara amin’ny akaiky indrindra

Ohatra:

1983 : nahazo tany aho

1993: lasan’i … ny taniko, ka toy izao ny nahazoany azy …

1994 Ny datin’ny … dia nivoaka ny didy N° … nilaza fa resy aho

1995 nanao appel aho ny datin’ny

1996 nivoaka ny arrèt n° ny … cour d’appel ant … ka resy aho…

… tohizana hatrany fanazavana

Noho izany Tompoko dia mitaraina aho ary mangataka ny maoram-ponao lehibe mba

(soratana mazava izay hirinao ho valian’ny Ministera mahakasika ny raharahanao)

Azonao apaingotra eto koa ny Fichier PDF na sary raha misy. (Piece Jointe)

Fampidirana fichier PDF na photos na word na excel
Taille de téléchargement maximum : 138.41 Mo

FANAMARIHANA :

  • Tsy asiana tora-po na teny tsy voaporofo ny fitarainana
  • Alefa avokoa ny « dossier » rehetra mahakasika ny raharaha indrindra fa ireo didim-pitsarana
  • Fintinina ary atao mazava tsara arak’izay azo hatao ny fitarainana
  • Maimaim-poana ny fandefasana azy