Auteur/autrice : fitsarana-valio-tarainako

𝐅𝐈𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐈𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐊𝐎𝐋𝐈𝐊𝐎𝐋𝐘

Tamin’ny Volana Jona 2022 no tapitra ny fotoam-piasan’ireo Mpitsara teo anivon’ny PAC. Mba tsy hampitarazoka ny raharaham-pitsarana momban’ny ady amin’ny kolikoly, dia nantsoina ireo Mpitsara rehetra mahafeno ny fe-petra, handrotsaka ny antotan-taratasy ilaina amin’ny fahafahana mandalo sivana. Dingana maro no narahana ka voatendry ho Filohan’ny Fitsarana Manokana miady amin’ny kolikoly, Ambaratonga Voalohany Antananarivo, Ramatoa RANDRIANJAFY […]

Vakio ny tohiny ...

ENAP

SEKOLIM-PIRENENA MANOFANA HO MPANDRAHARAHAN’NY FONJA (ENAP): TSY HISY NY TSINDRY AMIN’NY FIFANINANANA HIDIRANA HO MPIANATRA. Ny Zoma 19 Mey hatramin’ny Alahady 21 Mey 2023 no hanaovana ny fanadinana fifaninanana hidirana ho Mpianatra eo anivon’ny Sekolim-pirenena manofana ho Mpandraharahan’ny Fonja « ENAP ». Mpiadina miisa 7.402 no handray hiatrika izany ary ny Renivohitry ny Faritany 6 no misy ny […]

Vakio ny tohiny ...

𝐌𝐏𝐀𝐇𝐀𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐍𝐓𝐘 (𝐄𝐗𝐏𝐄𝐑𝐓 𝐂𝐎𝐌𝐏𝐓𝐀𝐁𝐋𝐄):

Aenean blandit lacinia tempor. Aenean congue tellus mauris, eu lacinia dolor condimentum ac. In vel ex porttitor, scelerisque quam vitae, scelerisque quam. Aliquam ultrices lobortis iaculis. Donec porttitor lectus libero, eget varius elit consectetur condimentum. Interdum et malesuada fames ac ante ipsum primis in faucibus. Fusce congue, ante quis lobortis placerat,Proin a metus auctor, sagittis […]

Vakio ny tohiny ...